Landings Profiling
KoboCollect - Landings Profiling
Mikasika ny seranana
Fanontaniana | Valiny Safidy |
---|---|
Firenena | |
Fikambanana | org_ref |
Faritany | admin1_ref |
Kaominina | admin2_ref |
Tanàna | admin3_ref |
Mpangala antontan’isa | data_collector_ref / Mpangala antontan’isa vaovao |
Daty |
Mikasika ny vokatra
Fanontaniana | Valiny Safidy |
---|---|
Mpanjono | fisher_ref / Mpanjono vaovao |
Lahy sa vavy (mpanjono) | Lahy / Vavy / a5 / Orinasa ka tafiditra ao ny olona maromaro |
Mipetraka eto ${admin3_label}? | Eny / Tsia |
Avy aiza ny mpanjono: Faritany | admin1_ref |
Avy aiza ny mpanjono: Kaominina | admin2_ref |
Avy aiza ny mpanjono: Tanàna | admin3_ref |
Ora niasana (tsy ampidirina ao ny fotoana lany teny an-dakana) | |
Andro niasana (tsy ampidirina ao ny fotoana lany teny an-dakana) | |
Toerana ahatongavan’ny vokatra | landing_site_ref / Toerana vaovao nahatongavan’ny vokatra |
Faritra fanjonoana | fishing_ground_ref / Faritra fanjonoana vaovao |
Mpividy vokatra (raha fantatra) | buyer_ref / Mpividy vaovao |
Lahy sa vavy (mpividy) | Lahy / Vavy / a5 / Orinasa ka tafiditra ao ny olona maromaro |
Mikasika ny lakana
Fanontaniana | Valiny Safidy |
---|---|
Karazana lakana | Motera lehibe > 15HP / Motera kely < 15HP / Tsy misy motera fa misy five / Tsy misy motera fa misy lay / Misy motera sy misy lay /Tsy misy lakana |
Laharan’ny lakana (afaka tsy atao) | |
Isan’ny mpanjono ao anaty lakana iray | |
Iza no sefo ny laka ${fisher_id_label} ${fisher_name_new} ? | Eny / Tsia |
Fidio izay mpanjono hafa anaty laka, TSY ao anatin’ireo mpanjono misy ${fisher_id_label}: ${fisher_name_new} | fisher_ref / Mpanjono vaovao |
Farito ny mpanjono vaovao | |
Fidio izay sefo ny laka eto | fisher_ref |
Vokatra rehetra ve nolanjaina ${fisher_id_label} sa ny anjaranao ? | Vokatra rehetra / Anjaran’ny mpanjono |
Karazana vokatra ${fisher_id_label}
Fanontaniana | Valiny Safidy |
---|---|
Karazana vokatra | *species_group_ref |
Karazana vokatra | species_ref / Karazana vokatra vaovao / *Tanisao ny karazana vokatra (afaka misafidy maro) |
Karazana vokatra vaovao | |
Karazana vokatra vaovao: fitambarana vokatra | |
Karazana vokatra vaovao teny anglisy (raha fantatra) | |
Fianakaviamben’ny vokatra vaovao teny siantifika (raha fantatra) | |
Karazana vokatra vaovao teny siantifika (raha fantatra) | |
Asio sary ny karazana vokatra vaovao | |
Fitaovana fanjonoana | |
Inona ny fomba fanjonoanao hampiasana tsoraby | Magniriky mampiasa bouteille / Magniriky tsy mampiasa bouteille / Mandeha tongotra / Hafa |
Firy ny isan’ny treko napetraka? | |
Karazana tranon’ny laoko na habitat nanjonoana | Vatohara / Ahi-dranomasina (Oriagna) / Honko / Fotaka / Fasika / Rano lalina / Hafa |
Miasa amin’ny tehaky sa lemirano? | *Tehaky/Samontabe (Rano soro) / Tehaky/Samontabe (Rano moly) / Lemirano/Ranogegy (Rano soro) / Lemirano/Ranogegy (Rano moly) |
Lazao raha misy karazana vokatra azo amin’ny jono tsy nahy, na karazana vokatra voajono | * |
* | |
Mampiasa appât ve ianao? | * |
Appât ampiasaina (karazana, anarana): | * |
Lanjan’ny appât ampiasaina (kg) | * |
Mombamomba ny karazam-bokatra azo
Fanontaniana | Valiny Safidy |
---|---|
Karazam-bokatra rehetra | |
Fandanjana (kilo sa grama) | Kilo (kg) / Grama (g) / / |
Lanjany totaly | |
Isany totaly | |
Lanjany totaly lafo | |
Mbola hamboarina ve ity vokatra ity? | *Tsia / Hatao maina / Hatao sira / Hasaly / Izy rehetra / Tsena/ampahany namboarina / Nofony / Rambony / Ohiny |
Totaly vidiny lafo (Ariary) | |
Antony tsy namarotana/nahalafo | Ratsy kalitao / Kely loatra / Lehibe loatra / Najanona tsy namidy / Hafa |
Santionany (${calc_local_name})
Fanontaniana | Valiny Safidy |
---|---|
Lanja isaky ny vokatra | Kilo (kg) / Grama (g) / / |
Isan’izy rehetra | |
Lanjany totaly isaky ny karazana | |
Firy ny santionany alaina? | |
Mari-pandanjana | Kilo (kg) / Grama (g) / / |
Santionany 1: - Santionany 10: | |
Lahy sa vavy | Lahy / Vavy |
Habeany na sakany (cm) | |
Halavan’ny vatany na mantle (cm) | |
Halavan’ny harany (cm) | |
Sakan’ny harany (cm) | |
Halavany (cm) | |
Lanjany tsirairay |
*Santionany (${calc_local_name})
Fanontaniana | Valiny Safidy |
---|---|
*Ankoatra ireo antontan’isa, inona koa ireo antontan’isa hafa? | *Refiny / Kalitao / Tsirin’atody / Stylet / Kilasy misy ny tsirin’atodin’ilay biby |
Firy ny santionany alaina? | |
Mari-pandanjana | Kilo (kg) / Grama (g) / / |
Santionany 1: - Santionany 10: | |
Lahy sa vavy | Lahy / Vavy |
Habeany na sakany (cm) | |
Halavan’ny vatany na mantle (cm) | |
Halavan’ny harany (cm) | |
Sakan’ny harany (cm) | |
Halavany (cm) | |
Lanjany (${weight_unit_samples}) | |
*kilasy misy ny atodin’ilay biby | Fotsy / Volon-tany / Volom-boasary/mavo / Volon-davenona |
Kalitaon’ny vokatra - Orita | |
---|---|
*Gilasy ve no nampiasaina nitehirizana ny vokatra? | Tsy misy gilasy / Gilasy ampiasaina mandritra ny fanjonoana / Gilasy ampiasaina mandritra ny fahatongavana eo amin’ny seranana / Gilasy ampiasaina mandritra ny fanjonoana sy eo amin’ny seranana |
*Maripànan’ny horita (Célsius) | |
*Ampiasao ny karatra mba hamaritana ny sandan’ny kalitao ho any orinta izay mirefy 1 ka hatramin’ny 5 | 1 / 2 / 3 / 4 / 5 |
*Isan’ireo tanany | |
*Misy maratra ve? | Eny / Tsia |
*Isanjaton’ny velaran’ny horita izay maratra | 0-20% / 20-40% / 40-60% / 60-80% / 80-100% |
*Vavany | Vavany tsy misy simba na vaky / Vavany efa misy simba |
*Hoditrany | Tsy miala / Efa miala |
Kalitaon’ny vokatra - Drakaka | |
---|---|
*Mbola velona ve ny drakaka? | Eny / Tsia |
*Mbola mihetsika ve ny masony sy vatany? | Eny / Tsia |
*Mbola tsara ny masony? | Eny / Tsia |
*Mbola tsara ny tànany? | Eny / Tsia, tapaka ny tànany fa tsy hatramin’ny fotony / Tsia, tapaka hatramin’ny fotony |
*Firy ny tongony simba? | Tsy misy tapaka / 1-3 tapaka / 4-6 tapaka |
*Misy rora fotsy ve ny vavan’ny drakaka? | Eny / Tsia |
Tsirin’atody - Orita |
---|
*Lanjan’ny tsirin’atody (g) |
*Lokon’ny tsirin’atody - Lahy |
*Lokon’ny tsirin’atody - Vavy |
*Kilasy misy ny tsirin’atody - Lahy |
*Kilasy misy ny tsirin’atody - Vavy |
*Halavan’ny tsirin’atody (cm) |
*Fisian’ny tsirinaina - Lahy |
*Fisian’ireo tsipika ao amin’ny tsirin’atodin’ny vavy - Vavy |
Stylet - Orita |
---|
* |
*Mihatra amin’ireo mpiara-miombon’antoka na firenena voatendry ihany.