Landings Monitoring
KoboCollect - Landings Monitoring
Mahakasika ny seranana
| Fanontaniana | Valiny Safidy |
|---|---|
| Firenena | |
| Fikambanana | org_ref |
| Faritany | admin1_ref |
| Kaominina | admin2_ref |
| Tanàna | admin3_ref |
| Mpangala antontan’isa | data_collector_ref / Mpangala antontan’isa vaovao |
| Daty |
Mikasika ny vokatra
| Fanontaniana | Valiny Safidy |
|---|---|
| Mpanjono | fisher_ref / Mpanjono vaovao |
| Lahy sa vavy (mpanjono) | Lahy / Vavy / Tsy binary / Orinasa ka tafiditra ao ny olona maromaro |
| Mipetraka eto ${admin3_label}? | Eny / Tsia |
| Avy aiza ny mpanjono: Faritany | admin1_ref |
| Avy avy aiza ny mpanjono: Kaominina | admin2_ref |
| Avy aiza ny mpanjono: Tanàna | admin3_ref |
| Mpiavy ve sa tompontany ilay mpanjono? | *Tompontany / Mpiavy |
| Andro niasana (tsy ampidirina ao ny isan’ny andro teny an-dakana) | |
| Toerana ahatongavan’ny vokatra | landing_site_ref / Toerana vaovao nahatongavan’ny vokatra |
| Navidy ve ilay vokatra? Raha eny dia navidy amin’iza? | Nohanina / Tsena eny amin’ny tanàna / Mpanangombokatra madinika / Mpanodina vokatra/ Mpanondrana vokatra / Mpividy vokatra antsinjarany (toerana fisakafoanana) / Mpihinana (namana, olona akaiky) / Mpividy iraisam-pirenena (Governemanta, Fikambanana) |
| Mpividy (raha fantatra) | buyer_ref / Mpividy vaovao |
| Lahy sa vavy (mpividy) | Lahy / Vavy / Tsy binary / Orinasa ka tafiditra ao ny olona maromaro |
| Vokatra rehetra ve nolanjaina ${fisher_id_label} sa ny anjaranao ? | Vokatra rehetra / Anjaran’ny mpanjono |
Karazana vokatra azo ${fisher_id_label}
| Fanontaniana | Valiny Safidy |
|---|---|
| Karazana vokatra | *species_group_ref |
| Karazana vokatra (ampiasao ny sary) | species_ref / Karazana vokatra azo vaovao / *Tanisao ny anaran’ireo karazana vokatra azo rehetra (afaka misafidy maro) |
| Karazana vokatra azo vaovao | |
| Anaran’ny karazana vokatra azo vaovao amin’ny teny anglisy (raha fantatra) | |
| Anaran’ny fianakaviamben’ny vokatra vaovao amin’ny teny siantifika (raha fantatra) | |
| Karazana vokatra vaovao azo amin’ny teny siantifika (raha fantatra) | |
| Ampidiro ny sarin’ny karazana vokatra vaovao azo | |
| Fandanjana (Kilo sa grama) | Kilo (kg) / Grama (g) / kilao (lbs) / ounces (oz) |
| Lanjany totaly (${weight_unit}) ${local_name_label}: ${local_name_new} | |
| Lanjany totaly lafo ${local_name_label}: ${local_name_new} | |
| Isany totaly ${local_name_label} | |
| Mbola hamboarina ve inty vokatra inty? | |
| Totaly vidiny lafo (Ariary): ${local_name_label} | |
| Lanjany totaly lafo ${local_name_label}: ${local_name_new} | |
| Safidio ny mpividy navidy tamin’i: | buyer_ref |
| Isany totaly ${local_name_label} | |
| Mbola hamboarina ve inty vokatra inty? | * Izy rehetra / Tsena/ampahany namboarina / Nofony / Rambony / Ohiny // Tsia / Atao maina / Atao sira / Hasaly |
| Totaly vidiny lafo (Ariary): ${local_name_label} | |
| Antony tsy namarotana vokatra | Ratsy kalitao / Kely loatra / Lehibe loatra / Najanona tsy namidy / Hafa |
*Mihatra amin’ireo mpiara-miombon’antoka na firenena voatendry ihany.